Zanak’Andriamanitra ve ianao?
28 juillet 202416 h 47 min
Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie hitahy ny tokatranonao izay manaraka izao teny vakiana izao. Ny tenin’Andriamanitra dia manome ny zava-miafina mba handovantsika ilay efa nesorina tamin-tsika zanak’olombelona dia ny maha zanak’Andriamanitra antsika. Androany dia mapatsiahy indray ny teny Andriamanitra fa asa tanana’Andriamanitra isika ary noforoniny hitovy amin’ny endriny. Manasa anao indray ary handray ny anjaranao afahanao manana fahefana amin’ny hery mangeja sy mamatotra anao. Teny nentin’i Pastera Ezekia