Mahareta aza miova

22 juillet 202410 h 00 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika tsirairay avy izay mandray izao fampianarana izao. Manotany tena ianao isan’andro hoe ahoana ny amiko Jesosy? Rahoviana no hifarana ny fiharetako ny fahoriana? sy ny fanotaniana maro samy hafa. Tsy ny hampitondra fahoriana antsika no hevitr’Andriamanitra fa ny hifikiratsika tsara aminy. Ny hahatsapatsika tsara fa eo Jesosy ary tsy lavitra anao Izy. Teny nentin’i Pasteur Emile