Tandremo sao lavo

5 août 20245 h 35 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika tsirairay avy androany. Nohon’ny famindrapon’ny Tompo dia mbola hafaka mifampizara eto indray isika androany. Aza atao ho zavatra kely ny teny zaraina eto fa raiso ho fitiavan’Andriamanitra ny fanahinao. Ny teny zaraina androany dia ny ho anao izao efa mijoro mbola tian’Andriamanitra hampatsiahivina indray ilay efa nampijoro. Betsaka ny lavo ety andalana ary izay no hampaherezana antsika hatrany. Teny nentin’i Pastera Jaona