Vonona ve ianao hangataka?

29 août 202116 h 20 min

Vonono mandrakariva Jesosy hanome ny sakafo sahaza ho ahy sy ho anao indray androany. Andriamanitra dia manan-karem-pahasoavana ary zarainy ho an’izay rehetra mazoto mitady azy izany. Mba maniry ho tempoly masina ho an’Andriamanitra ve ianao. Ho fahazavana eo amin’ny manodidina anao. Jesosy dia nilaza manao hoe Mangataha mba ho tanteraka ny fifalianao. Vonona ve ianao hangataka androany? teny nentin’i Fr Jaona