Ministera mandroso

22 août 202111 h 10 min

Jesosy anie hitahy ny tokatrano tsirairay avy indray androany. Jesosy mahita ny fahafohizan-tenanao amin’ny fanarahana tsy tapaka ny toriteny zaraina eto. Hakazakaza ity fanompoana an’Andriamanitra ity. Hatraiza ny fandavan-tenatsika eo amin’ny fitadiavana an’Andriamanitra. Mangetaheta ny hahita an’i Jesosy ve isika? Rehefa mitady an’i Jesosy dia mandà izay rehetra mety ho heverina ny maha izy antsika tahakan’i zakaiosy. Jesosy anie hamangy ny tokatrano tsirairay avy. teny nentin’i Pastera Rivo