An’i Jesosy ny fahefana

15 août 202116 h 26 min

Misaotra an’i Jesosy fa mbola misy hatrany ny teny sy fampaherezana omeny ny mpanompony ho zaraina amin-tsika tsirairay avy. Mety efa henonao matetika ny hoe Jesosy manao fahagagana. Tsy doctrine na fomba fomba pivavahana ny hery sy fahefana nentin’i Jesosy fa tena mitondra fiainana. Ao aminy ny zavatra rehetra. Mba mangetaheta ny hahazo anjara amin’izany ve ianao? Jesosy anie hamangy indray ny finoanao androany. Teny nentin’i Pasteur Hezekia

Fanamarihana kely androany. ialana tsiny fa nisy fahatapahana kely ny video androany de lasa nisy video 2.

Partie 1

Partie 2