Mamangy anao Jesosy anio

8 août 202116 h 10 min

Jesosy anie homba anao. Misaotran’ny Tompo ny amin’ny tombon’andro rehetra nomeny sy izay mbola omeny. Betsaka ny zavatra mety mbola ho avy izay mety hiatra amin’ny fiangonana ato ato kanefa izany tsy mahasakana antsika tsy hitady an’i Jesosy. Mangetaheta ve ianao androany. Manana ilay loharano tsy mety ritra Jesosy hitondra fitsaharana ho anao. Mamangy ny tokatranonao Izy androany. Raiso Jesosy ho Tompon’ny fiainanao dia hiova tanteraka ny mombanao rehetra.