Hazakazaka farany

1 août 202112 h 33 min

Ny fahasoavan’ny Tompo indray ho antsika tsirairay avy izay mandray ny fitoriana ny filazantsara androany. Atomotra ny andron’ny Tompo, izay no hafatra androany. Marina fa efa ela no nambara izany kanefa Jesosy dia efa nanome ny famantarana rehetra. Mba efa nivonona amin’izany ve ianao? Raha mijery ny zavatra mitranga manodidina antsika isika dia korotana, ady sy filazan’ady. Famantarana avokoa izany rehetra izany. Mbola te hanomana antsika Jesosy amin’izao antso farany izao. Pastera Rivo