Voky aram-panahy
6 février 202511 h 03 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika tsirairay avy. Manana teny zaraina amintsika indray Jesosy androany. Ao anatin’ny hazakazaka izay ataontsika dia tsy mitsahatra manamboatra antsika Jesosy, mandrapahatonga antsika ho amin’ny fahatanterahana. Mety efa ela ianao no nanompo an’Andriamanitra, ho anao ny teny zaraina eto. Mety mbola vao manomboka ianao, mino aho fa ahazo anjara ianao androany. teny nentin’i Fr Heritiana