Bokin’ny apokalipsy andro-10

Nohon’ny famindrapon’ny Tompo dia mbola afaka manaraka tsy tapaka ny fampianarana eto isika. Somary nhato kely izy teo fa omena antsika indray ny tohin’ny fampianarana ny bokin’ny Apokalipsy androany. Tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra efa voasoratra fa Andriamanitra no mamaritra no andro sy ny fotoana. Raha mety mbola tsy mindranga ny fitsaranan’Andriamanitra dia ataovy tombony lehibe ho anao izany mbola afahantsika hanolotena bebe kokoa hatrany. Maha-tahotra ny fitsaranan’Andriamanitra ho an’izao tontolo izao kanefa ho an’izao tontolo izao izany fa tsy ho ahy sy ho anao satria izao sy ianao efa tsy an’izao tontolo izao intsony. Kanefa aoka handinin-tena hatrany mba tsy hahadiso hevitra sy hahadiso fanantenana antsika any amin’ny farany. Teny nentin’i Pastera Hezekia
Marihina fa nisy ny fahatapahan’ny réseaux dia lasa nizara roa ny teny zaraina kanefa dia mamporisika anao hatrany hanaraka ny fampianarana