Fahatakarana aram-panahy

13 février 202511 h 44 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amiko sy ho aminao. Tsy mitsahatra mandondona ny varavaran’ny fontsika Jesosy fa efa atomotra ny andron’ny Tompo. Miazakazaka izao tontolo izao hametraka ny fitantanana eo ambanin’ny Intelligence artificielle. Hitondra antsika makaiza moa izany fivoarana lehibe izany? Ny zavatra fantatra dia ny ataon’ny olombelona ihany hoy ny tenin’Andriamanitra no mahasimba ny alehany. Fa azontsika atao tsara na tsy hanananao aza ny mety ho fahatankarana ny technologie dia ny manana ny tolotsaina avy amin’ny Fanahy Masina. Teny nentin’i Pastera Emile