Voa tsara ho an’ny hazo tsara

20 septembre 202616 h 08 min

Ny tenin’Andriamanitra dia milaza fa tsy hafaka ny hamoa voa ratsy ny hazo tsara ary ny hazo ratsy tsy hamoa tsara. Entina indray hanairana antsika samy handini-tena ny voa eo amin-tsika. Hezaka isan’andro izany. hetaheta volena ao anatin’tsika tsirairay. Tsy hafaka ny hiseho ho mpanompon’i Jesosy isika raha tsy manahaka an’i Jesosy. Pastera Hezekia