Fankatoavana

14 septembre 20267 h 50 min

Tsy vaovao ity loha-hevitra ho zaraina amintsika ity. Ary samy efa naheno isika fara faharatsiny indray mandeha. Ny fanotaniana dia ny hoe efa nanao fampiarana ve isika. Ny fahombiazana amin’ny zavatra rehetra dia mianga amin’ny fankatoavana. Tsy lavina fa misy fotoana sarotra, mety mila foana fa mangataka amin’i Jesosy mba hanamboatra antsika hahay ankatoa