Mamandrika ny devoly

31 août 20264 h 30 min

Tsy vaovao amin-tsika ny toetra hananan’i satana satria matetika voalaza izany amin’ny toriteny sy ny boky maro samy hafa. Kanefa dia mbola betsaka no lavo, mbola betsaka no tafalatsaka ao antin’ny fandrika satria ny devoly dia fetsy. Eny fa na dia Jesosy izay fatany fa zanak’Andriamanitra aza dia nananany fahasiana alaina fanahy. Aza miady amin’i devoly na manohitra azy raha amin’ny hery sy fahaizana avy amin’olombelona fa tsy hahavita na inona na inona. Momba fomba vitsy ahafahantsika handresy indray ny hevi-petsin’i satana devoly. Pastera Hezekia