Ataovy izay azon’ny tananao atao
27 septembre 202619 h 17 min
Teny entina ampaherezana antsika tsirairay avy indray androany. Manana ny hevitra hieverana ahy sy ianao Jesosy. Hifarana tsy ho ela sahady ny taona. Betsaka ny zavatra vita sy ny mbola tsy vita. androany dia hamporisika anao indray ny teny zaraina handraisantsika fanam-pahankevitra hampiasa ny fotoana, ny talenta sy ny maro hafa izay nomen’Andriamanitra antsika ho an’ny ankohonana, ho an’ny manodidina ary tsy adino ny asan’Andriamanitra
