Fiangonana Jamba
12 octobre 202617 h 59 min
Manahoana ny fiangonan’Andriamanitra amin’izao fotoana izao. Mbola mahatsapa tsara ny fifandraisana amin’Andriamanitra ve sa efa manalavitra kanefa mandray ny toerana ho toy ny mety. Sao dia mba efa tokony handinin-tena. Sao dia amin’ny fotoana mahavariana antsika no tonga Jesosy dia inona no ambara. Mbola nomen’i Jesosy tombon’andro isika handinihana indray hoe aiza ho aiza isika. Pastera Hezekia
