Ny zanak’Andriamanitra
18 octobre 202616 h 05 min
Nohon’ny amin’ny ran’i zanak’ondry no novidianana antsika ho zank’Andriamanitra. Ary izay mino ny zanaka no manana ny fiainana mandrakizay. Ka satria efa nandray azy ianao dia aoka haharitra. Tsy ho voarebirebin’ny zavatra mandalo ety amin’izao fianana izao indray. Ny teny fikasana rehetra dia ho anao sy ny zanakao. Mampahery ary indray ny teny zaraina androany fa tsy mamela anao ho irery Jesosy. teny nentin’i Soeur Goergette
