Velona sy miasa Jesosy

9 mars 202312 h 59 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika tsirairay avy. Atomotra ny andro, atomotra ny faran’ny zavatra rehetra. Mbola nomen’Andriamanitra tombon’andro izaho sy ianao. Araraoty ny fotoana fa mbola miandry antsika Jesosy. Raha manantona an’i Jesosy ianao anio dia hahazo famonjena ary ambonin’izany rehetra izany dia fiainana be dia be. Teny nentin’i Fr Tiana