Manajà ny rainao sy ny reninao

12 mars 202317 h 20 min

Jesosy anie hamangy ny tokatrano tsirairay avy indray androany, Ho feno hery sy fahalanana ianao androany. Ny teny zaraina androany dia ny amin’ny andraikitry ny ray aman-dreny amin’ny zanaka sy ny zanaka amin’ny ray aman-dreny. Anisan’ny toe-javatra sarotra sy manahirana ao amin’ny tokatrano iray ny fifandraisana eo amin’ny ray amandreny sy ny zanaka. Kanefa raha mitaiza ny zanaka araka ny tokony ho izy ny ray amandreny dia azo lazaina marina fa betsaka ny olana ho voavaha. Liana hanaraka izany ve ianao androany. Teny nentin’i Fr Rivo