Firy no haharitra

12 mars 202317 h 25 min

Ny fahasoavan’ny Tompo ho amintsika hatrany. Manana fampianarana ho zaraina amin-tsika foana Jesosy. Ny loha hevitra zaraina androany dia ny hoe faharetana hatramin’ny farany. Eny amin’ny lalan’ny fanampoana eny dia betsaka ny zavatra lalovatsika. Ary indrindra amin’izao vanimpotoana farany izao dia manao izay hanakiviana antsika amin’ny fomba maro samy hafa ny devoly. Mbola hitohy haharitra ve izaho sy ianao? Raha tsy maharitra anefa dia ho any amin’ny helo mandrakizay. Manasa anao ndray hanaraka ny teny nentin’i Fr Hezekia