Vehivavy be finoana

27 mai 201818 h 39 min

rahabMiarahaba ny reny rehetra amin’ity anio ity. Ny Tompo anie homba ny reny rehetra. Rahaba janga dia azo atao hoe tsy dia tsara laza teo amin’ny fiaraha-monina kanefa hita teo aminy ny finoana sy ny fahatahorana ny Andriamanitry ny Israely ary Andriamanitra napahita fitia azy dia namonjy azy na dia tsy maintsy horavana aza i Jeriko. Raha ny tety harana dia i Rahaba Janga no renin’i Boaza izay vadin’i Rota. Ianao dia fitaovana tsara eo apelatanan’Andriamanitra. teny netin’ny mpanompony rahalahy Hezekia