Handao hiasa ho an’i Jesosy

14 mai 201811 h 04 min

groupBible_mediumNy fahasoavan’ny Tompo anie ho amin’ity tokatrano ity mandrakariva. Manana teny ambara aminao Jesosy androany. Manana andraikitra lehibe sy goavana izao sy ianao amin’izao lalana nitondran’ny Tompo antsika izao. anisan’izany ny fampielezana ny zavatsoa izay nataon’ny Tompo taminao. Maro ny fomba azo atao hitoriana ny fahatsaran’ny Tompontsika dia manasa anao indray anio mba hanana hetaheta amin’izany asa lehibe izany. teny netin’ny mpanompony rahalahy Naivo