Vavaka sy fifadiankanina

18 octobre 20246 h 27 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika hatrany. Manana teny ambara mandrakariva amin’tsika Andriamanitra. Izay manatsofina aoka izy hihaino izay lazain’ny fanahy amin’ny fiangonana. Antony maro no ilantsika ny fifadiankanina toy ny antony ara-pahasalamana eo koa ny ady hatrehana mety hitondra hatramin’ny fahafatesana aza ary koa ny asa sy izay fikasana mety atao sy ny maro samy hafa. Ny tanjona dia ny hahazo hery ary hitombo fifandraisana amin’ny Andriamanitra. Teny nentin’i Pastera Rivo