Manao ahoana ny toem-panahinao

20 octobre 202415 h 16 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho aminao sy ny ankohonanao. Izaya mangetaheta dia ho vokisana tenin’Andriamanitra androany. Tsy mitsahatra ny mampianatra sy mampiorina antsika Andriamanitra amin’ny alalan’ny tenin’Andriamanitra izay omeny ny mpanompony. Androany dia ny amin’ny finoana. Mety teny efa rentsika foana izany kanefa mba efa nampiasa finoana ve isika? Araho ao anatin’ny toriteny ny andininy. teny nentin’ny Pastera Ezekia