Fiainam-pahamasinana
13 octobre 202419 h 24 min
Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho aminao sy ny ankohonanao hatrany. Mandroso hatrany isika amin’izao fanompoana an’Andriamanitra izao. Ao anatin’izany dia tena ilain-tsika ny miezaka mandinin-tena isan’andro. Mba hahatakaratsika ny sitrapon’Andriamanitra. Ao antin’izany ny fisaintsainatsika izany atao hoe fiainana masina. Azo atao ve ny ho masina? fanotaniana sarotra vahana raha amin’ny sain’olombelona. Manasa anao indray androany hanaraka ny fampianarana izay nentin’i Pastera Ezekia