Vavaka mivaly

18 avril 202115 h 21 min

Tsara Jesosy ry havana. Izaho dia mahatsapa fa tena te-hamaly vavaka antsika Jesosy. Ary manome an-tsika tsirairay avy any an-tokatrano avy any indray androany ny atao hoe valim-baka.

Matetika dia lasa fahazarana tokoa ny hoe mivavaka. Tsy hain’ny olona intsony hoe inona ny atao hoe vavaka. Ndraindray mahatonga ny olona hanamafy fo aza ny vavaka tsy mivaly. Kanefa androany dia te-hanaitra anao ny tenin’Andriamanitra fa misy ny vavaka izay mitondra any amin’ny valim-bavaka. teny nentin’i Fr Ezekia