Vavaka mandram-pandresy

1 octobre 202316 h 24 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika tsirairay avy. Tolona ny lalana makany an-danitra ry havana. Betsaka ny ady hatrehana eny an-dalana eny. kanefa efa nametraka tanjona izao sy ianao fa hisisika mandrakariva mandram-pandresy. Tsy faly ny devoly ary mandefa karazana fanakiviana maro samy hafa. Aona ary, ho kivy ve? sanatria. Ao anaty vavaka no ahazoan-tsika faharetana ary fandresena. teny nentin’i Fr Hezekia