Rehefa mamangy Andriamanitra

5 octobre 20237 h 57 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany ho amin-tsika tsirairay avy. Miezaka hatrany moa mizara amin-tsika ny tenin’Andriamanitra na dia ny fivoriana andavan’andro aza. Ny teny zaraina androany dia ny amin’ny famangian’Andriamanitra. Tena zava-dehibe indrindra eo amin’ny fanarana dia an’Andriamanitra ny famangin’Andriamanitra. Rehefa tonga ny famangin’Andriamanitra dia tonga miaraka amin’izay koa ny Fanahy Masina. Miova ny tontolo misy antsika. Ary ny fiadanana no mitoetra ao anatin-tsika. Maniry an’izay ve ianao? teny nentin’i Fr Tina