Vavaka foana e

26 juin 202216 h 41 min

Mirary ny fahasoavan’ny Tompo aminao sahady manoratra ity teny zaraina androany ity. Raha afohezina ny teny zaraina androany dia ny hoe tsy hafaka misaraka amin’ny fifandraisantsika amin’Andriamanitra ny vavaka. Ary Eo no ahitan-tsika ny tolon-tsaina rehetra hahafantsika mandroso amin’izao fanompoana izao. Mba maniry ny hahalala ny zava-miafin’ny vavaka ve ianao? teny nentin’i Frère Hezekia