Jesosy miharo sy mitantana

3 juillet 202217 h 25 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho aminao izay manaraka tsy tapaka ny teny zaraina eto. Na eo aza ny mety tsy fahafahanao manatrika mivantana ny fivoriana dia manana anjara omena anao Jesosy androany. Ny teny zaraina androany dia ny hoe Jesosy mitantana sy miaro. Mety mba efa nahatsapa ny fitantanan’Andriamanitra ve ianao? Tena ilaintsika indrindra isika efa mpanaradian’Andriamanitra ny fitantanany mba tsy handehanatsika any amin’ny làlana diso na mety hitondra loza ho antsika. Raha maniry ny hahalala lalindalina kokoa ianao dia araho ny teny zaraina androany. Teny nentin’i Fr Rivo