Tsy misy tsy Hainy atao

23 juillet 201718 h 19 min

6360309606482650061351430057_is-god-in-control-truth-or-tradition-520x245Misaotra an’i Jesosy fa mbola nomeny tombon’andro isika androany. Fampaherezana ny fanahinao ny tenin’Andriamanitra. ny teny zaraina androany dia ho anao izay miandry valimbavaka. Mety efa niandry fotoana maharitra ianao ny aminy olana na aretina izay misy eo aminao fa mbola tsy nahita vahaolana. Ra mino ianao androany dia ho hitanao ny voninahitr’Andriamanitra. Fampaherezana netin’ny mpanompony Pastera Toky.