Sarobidy ny fotoana

16 juillet 201718 h 31 min

out-of-timeMisaotra an’Andriamanitra hatrany isika raha mbola hafaka mifampahery eto. Ny tanjona dia ny hitohizanao hatrany hanana fanantenana sy ho voahomana tsara alohan’ny andro izay hiverenan’ny Tompotsika. Mande ny andro, ny volana, ny taona. Mihazakazaka ny ora. Mino aho fa matetika ianao no mandinika ny zava-bita sy ny tsy vitanao mandritra ny taona iray. Amin’ireny fotoana ireny, mba firy amin’ireny re no atokanao ho an’Andriamanitra e? Fataro ato anatin’ny toriteny netin’i Pastera Toky fa sarobidy ny fotoananao ka tsy tokony ho laninanina foana.