Fatarò ny andraikitrao

9 juillet 201718 h 51 min

0210churchsafetySalama jiaby isika rehetra. Misaotra an’i Jesosy nahavita iny herin’andro iny indray. Mbola famindrapon’ny Tompo ny fahavelomatsika na dia henjana aza indraindray ny herin’andro satria tiany ianao. Misaotra ny Tompo koa isika ny amin’ny teny nomeny indray tamin’ity alahady ity satry dia manana teny ambara amtsika madrakariva ny Tompo. Ny hafatra dia hoe efa nofidina isika matoa tonga amin’izao toerana izao nefa tsy mijanona eo fa nomena andraikitra ihany koa isika ao anatin’izany. Araho ny toriteny dia ho fatatrao ny andraikitra tokony ho anao Amen.
Toriteny netin’ny mpanompony Pastera Toky.