Fahasoavana ho anao

2 juillet 201717 h 43 min

25902-ThinkstockPhotos-481449993.1200w.tnMino aho fa mangetaheta ny hiaino ny tenin’Andriamanitra ianao androany. Tsara ny Tompo satry nomeny teny tena sahaza ho anao ianao androany. Ary ambonin’izany rehetra izany dia raha mino ianao dia ho hitanao ny asan’Andriamanitra eo amin’ny fiainanao.