FIzahan-toetra

25 juin 201718 h 19 min

halevy-hope-istock-dane_mark-1630_1Sambatra ianao fa mbola manana anjara androany. Mahari-po sady be famindram-po Andriamanitra ary mbola nomeny anjara indray ianao androany momban’ny fizahan-toetra.Ra amin’ny fiainana maha-kristianina eto amin’ity tany fandalovana ity dia betsaka ny zavatra sarotra lalovana. entina ampaherezana anao indrindra ny teny zaraina androany. Teny netin’ny mpanompony Rahalahy Naivo