Ampy ho anao ny fahasoavako

18 juin 201718 h 26 min

Grace_Dove-changeJesosy irery ihany no deraintsika raha mbola hafaka mifapizara eto isika. Ny hafatra dia ao amin’ny IIKorintiana 12:9 « Nefa hoy Izy tamiko: Ampy ho anao ny fahasoavako; fa ny heriko dia tanterahina amin’ny fahalemena. Koa mainka sitrako ny hirehareha amin’ny fahalemeko, mba hitoeran’ny herin’i Kristy amiko. » Teny nampiatondrain’ny mpanompony Rahalahy Emile