Ny asan’ny Fanahy Masina

12 juin 20177 h 06 min

UVq1GJA3kci0LhfYSBchrMTEf7U@214x257Misaotra ny Tompo indray isika raha mbola afaka mifampizara eto. Misaotra ny Tompo ihany koa ny nahavitan’ny fetin’ny pentekosta. Ny teny ho zaraina indray androany dia momban’ny asan’ny Fanahy Masina. Marina fa efa lasa ny andro nahatsiarovana ny nilatsahan’ny Fanahy Masina teo amin’ny Apostoly kanefa koa ny Fanahy Masina dia ilainao isan’andro. Aiza ho aiza ary ny toerana misy an-tsika eo anivon’izany zavatra izany. Manasa anao indray ary hanaraka ny toriteny omaly alahady netin’ny Manompony Rahalahy Hezekia.