Ny asan’ny Fanahy Masina

29 mai 20177 h 59 min

esprit-saintMisaotra anao mbola mahritra manaraka ny teny zaraina eto. Aina ho an’izay mahazo azy ny tenin’Andriamanitra. Ny andron’ny pentekosta dia andro natao ahatsiarovana y nilatsahin’ny Fanahy Masina teo amin’ny apostoly. Manahoana ny asan’ny Fanahy Masina raha eo amin’ny fiainanao manokana. Mety ho fampidirana ihany izy ity ho an’ny fotoana izay efa voatokana ho amin’izany. Teny nozarain’i Rahalahy Naivo.