Mpandresy ianao

30 juillet 201719 h 02 min

2.22blogHisaorana mandrakariva Andriamanitra aminy zavatra rehetra. Mpandresy no anaranao. dia mpandresy ilay fahavalonao dia ny devoly izay mampitondra enta-mavesatra ny zanak’olombelona amin’ny aretina, olana, famatorana sy ny maro samy hafa. Fataro ny zava-miafina androany satria efa nomena anao ny fahefana. Toriteny nentin’ny mpanompony Pastera Toky.