Kely no niandohanao

6 août 201718 h 30 min

200338535-001-56af63933df78cf772c3d9cfMisaotra an’ny Tompo fa tafahoana eto indray amin’ity alahady ity. Mino ve ianao fa mahay manao zava-mahagaga Jesosy. Tsy azotsin-tsika ferana ny asany. Ny teny fampaherezana androany dia ho anao indrindra. Betsaka ny zavatra lalovatsika eny amin’ny lalam-piainana eny na aminy ara-nofo na amin’ny ara-panahy. Ao anatin’izany ny fizahan-toetra, ao koa ny olana maro samy hafa eo amin’ny ara-pivelomana. Mamelom-panatenana an-tsika ndray ny Tompo amin’ity toeriteny ity. ho anao izay kivy na mametra-panotaniana hoe mbola miasa ve Jesosy?