Mahareta amin’ny fivavahana

13 août 201718 h 33 min

56bd2b8dad414.imageMisaotra ny Tompo hatrany noho ny fitiavany an-tsika. Manana teny ambara aminao ndray Jesosy androany. Mihazakazaka ny andro sy ny taona, miha-manakaiky ny fiavin’ny Tompo. Vonona ve ianao? marina fa mbola eto ambonin’ny tany isika. betsaka ny andraikitra sy ny adidy izay eo amin-tsika nefa tsy eto no fiafarana. Ho avy Jesosy, raha efa mijoro ianao dia tehirizo ny tenanao ary ra mbola redreraka ianao dia hampahery atsika ny tenin’Andriamanitra. Teny netin’ny mpanompony rahalahy Emile