Manahoana ny toem-panahinao

27 août 201718 h 26 min

group-pray-people_SIDeraina Jesosy nanomezany izao andro vaovao izao indray. Mifandimby ny ora, andro, volana sy taona. firy taona izay no namonjen’i Jesosy anao? ary tao anatin’izany, nanahoana ny fifandraisanao tamin’Andriamanitra? Ilaina isika mandini-tena amin’ny fivoaran-tsika ara-panahy ahalala-tsika ny toerana misy an-tsika. Ny teny zaraina androany dia hamataranao bebe kokoa ny toerana mety misy anao amin’izao lalan-danitra izao. teny noetin’ny mpanompony rahalahy Ezekiagroup-pray-people_SI_75