Ny tsy marina sy ny masina

3 septembre 201719 h 13 min

d900c0aca12adcf16a9eaf2d507a95f8Deraina Jesosy fa tsara Izy. Atomotra ny andro, miha-manakaiky ny andron’ny Tompo. Fotoana izao tokony hifantohantsika ny amin’ny teom-panahintsika. Mbola hiahy ny amin’izao fiainana izao ihany ve? Betsaka ny zavatra mety hampiverin-dalana amin’izao vanim-potoana farany izao. Maro no mbola varina ka manaitra anao ny tenin’Andriamanitra androany ny amin’ny toem-panahy tokony hananatsika. teny netin’ny mpanompony rahalahy Naivo