Resy ilay devoly !

10 septembre 201718 h 36 min

342f125a51739fb48d720880cce8b3e8Vaovao mahafaly ho anao androany. Resy ny devoly. Fa nahoana ary? efa nomena anao ny fahefana hanitsaka ny menarana, androaka ny demonia. Mety very hevitra ianao amin’io olana sedrainao io. fataroa ry androany fa tsy fizahan-toetra daholo ny olana rehetra fa misy koa ny avy amin’ny devoly. izay resy resy resy nohon’ny ran’i Jesosy. Hitombo ny herinao androany fa henoy ny hafatra noentin’ny mpanompony rahalahy Hezekia.