Ny lovanao any an-danitra

17 septembre 201718 h 55 min

His-Heavenly-Home-514ca4c8bb63e_sqMisaotra anao mahatoky amin’ny fihainoana ny toriteny alefa eto. Hitondra herim-panahy ho anao hatrany ny fampaherezana entina eto. Ny faran’izao làlana alehan-tsika izao anie dia fiainana mandrakizay e. Izay nangonin-tsika tety dia ho levona ihany fa manana lova tsara sady tsy mety simba ianao dia ny « Résidence » anao izay miandry anao any an-danitra raha maharitra ianao. fampaherezana nentin’ny mpanompony Rahalahy Naivo