Izay madio am-po no …

24 septembre 201718 h 23 min

justice-reconciliation-lentMbola voatahiry ve ianao? Misaotra an’i Jesosy lehibe izany. Ny teny ho zaraina androany dia ny amin’ny fifamelana. Tena anisan’ny zava-dehibe indrindra ny fifamelana. araka ny tenin’Andriamanitra hoe « izay madio am-po no ahitan’Andriamanitra. zavatra anisan’ny sarotra izany hoe mamela heloka ny olona izay nandratra ny fonao izany. Tsy mora izany kanefa tena zava-dehibe. Manasa anao anaraka ny teny nomen’ny mpanompony Rahalahy Naivo