Nofidiana ianao mba ho …

1 octobre 201718 h 52 min

holylivingDeraina Jesosy fa mbola tia an-tsika Izy. Mbola nitahiry ahy sy ianao. Saika ny olona tsirairay dia samy mba efa nametraka fanotaniana hoe: Inona moa no antony fahavelomako eto ambonin’ny tany eto? Betsaka ny valin-teny azo lazaina raha mbola tsy nahalala an’i Jesosy. Fa ny tenin’Andriamanitra dia milaza fa Kristy no antony ahavelomako sy ahavelomanao. Te ahalala bebe kokoa ve ianao? Manasa anao hanaraka ny toriteny netin’ny mpanompony Rahalahy Ezekia