Fijoroana vavolombelona

8 octobre 201718 h 14 min

14Ideas_How_to_Craft_a_Three_Word_Testimony_0127_842407347Misaotra ny Tompo fa mbola miasa Izy. Ny fotoana androany dia natokana ho amin’ny fijoroana vavolombelona. Betsaka ny mieritr’eritra fa mangatsitsika ny mpino aty ivelany. Aoka ny fijoroana vavolom-belona no hilaza fa mbola miasa Jesosy ary fampaherezana ho anao izay manaraka tsy tapaka ny toriteny atao eto koa izany. dia mihainoa mafinaritra ary tompoko.