Fa raha ny oloko no …

15 octobre 201719 h 28 min

freedom-2053281_1920Hisaorana mandrakariva Jesosy Kristy Tompotsika maniraka ny mpanompony hizara fampaherezana ho antsika eto isaky ny alahady toy izao. Ny hafatra dia hoe Te ho afaka ve ianao amin’ny olana mahazo anao? Te ho sitrana ve ianao amin’io aretina mahazo anao io. Fampadinihan-tena no toriteny nozarain’ny Tompo ho an-tsika androany. Ianao no mahalala ny tenanao fa raha te hahalala bebe kokoa ianao dia araho indray ny toriteny androany. Rahalahy Jocelyn