Famindram-po sy famelankeloka

22 octobre 201718 h 56 min

HandsForgiveness_1920x1080 Misaotra ny Tompo hatrany isika ny amin’ny fahasoavana lehibe izay omeny isan’andro. Ny fampianarana androany dia miresaka ny amin’ny famindram-pon’Andriamanitra sy ny famelankeloka. Andriamanitra dia Andriamanitry ny famindrapo. Noho ny famindrapon’Andriamanitra dia vonona mandrakariva Izy hamela ny helok’izay mangetaheta izany. fa alohan’ny azahoana famelankeloka avy aminy dia mba tokony hifamela koa isika. Teny netin’ny mpanompony Rahalahy Ezekia